Entry | 1 fanakalo |
Root | 2 takalo |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manakalo Azo atakalo: Tsy mba fanakalo ny zavatra sarobidy toy itony |
Examples |
5 Ary tamin' izany andro izany koa, no voalohany, nanipanaovan-dRanavalomanjaka, ny Latsa-droavoamena, nasainy natao mitovy amy ny farantsa-feno, no fanakalo azy [2.59#] |
Anagrams | 6 |
Updated on 2025/01/21 |