Entry 1/2 |
fanakobàna
(koba)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanaovana zavatra ho mohaka malemy dia malemy; fanaovana izay tsy hahafa-panadinana mpianatra iray [1.1]
|
Explanations in French | Action de réduire en marmelade [1.3]
|
|
Entry 2/2 |
fanakobana
(kobana)
|
Part of speech | noun or adjective
|
Explanations in Malagasy | Fomba entina manakobana, manatsoboka ny lamba sasana ao anaty rano madio mba hanala ny ranon-tsavony Azo kobanina [1.1]
|
Explanations in French | Manière de remuer, de faire gonfler [1.3]
|
|