|
|
|
|

Entry1  fanamarihana
Root  2  marika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.13] fisintonana ny saina amin-javatra maningana
famantarana manokana
Explanations in French  5  [1.13] remarque
marquage
Examples  6  [4.27#] Misy fanamarihana tsy maintsy atao.
7  [2.285#] Ninianay tsy nasiana fanamarihana na fanontaniana izy.
8  [2.356#] Efa voan' ny fanamarihana momba io koa ny tenanay indray andro.
Compound words 

Anagrams  12  fahamanirana, fahamarinana, fahamiranana, fanamarihana

Updated on 2025/01/21