|
|
|
|

Entry1  fanambara
Root  2  ambara
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina manambara
Azo ambara: Tsy fanambara ny vaovao toy ireny
Explanations in French  5  [1.3#26] La chose dite, la manière de révéler
Examples  6  Miainga amin' izay rehetra voalaza teo izay, dia angatahin' ny ankolafiny manao sonia an' ity fanambara ity mba : Haato ny fizotry ny fanomezana ny velaran-tany ahitana ny fihandronam-by ao Soalala; [4.27#]

Anagrams  7 

Updated on 2025/01/21