|
|
|
|

Entry (1/3)1  fanambarana
Root  2  ambara
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Filazana zavatra mbola niafina hatramin' izay: Fanambarana ny tetika nataon' ireo olon-dratsy
Filazana vaovao lehibe ampahibemaso: Nanao fanambarana tao amin' ny fampielezam-peo ny Filohan' ny Nosy
Explanations in English  5  [1.7] revelation, disclosure
Explanations in French  6  [1.8] révélation, action de manifester
Compound words 
Titles  10  Fanambarana iraisam-pirenena momban' ny Zon' olombelona (United Nations)

Entry (2/3)11  fanambarana
Root  12  tambatra
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Fanakambanana, fampiraisana, fanatontaliana, fampitohizana: Ataovy ny fanambarana ireto isa ireto

Entry (3/3)15  Fanambaràna
Part of speech  16  name (biblical book)
Explanations in English  17  [2.996] Revelation: one of the books of the Bible
Explanations in French  18  [2.996] Apocalypse: un des livres de la Bible
Vocabulary  19  Holy Scriptures
Synonyms  20  apokalypsy, apokalypsy, apokalypsy

Updated on 2024/12/11