Entry | 1 fanamboamboarana |
Part of speech | 2 noun |
Examples |
3 Izay rehetra hita mitranga eto, toa fanamboamboarana ny hanjarian-draha daholo ihany fotsiny; [2.245#] 4 Hatramin' izay dia ny ministeran' ny Atitany samirery no nanatontosa io andraikitra io, fantatry ny rehetra ny fanararaotana naterak' izany : fanamboamboarana ny lisitry ny mpifidy, fampiasana ny alalana hifidy avy amin' ny fitsarana, ... [4.27#] |
Morphology |
|
Updated on 2021/11/28 |