Entry | fananahana (anaka) | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Organa izay itomboan' ny zaza na ny zana-biby vao torontoronina ao an-kibon-dreniny [1.1] | |||
Fampitomboana taranaka [1.13] | ||||
Explanations in English | [Mod. s. from manananaka (anaka).] The womb. [1.2] | |||
Explanations in French | La matrice [1.3] | |||
[Tankarana] Matrice, utérus. Rac. Anaka. [1.19] | ||||
Reproduction [1.13] | ||||
Vocabulary | Biology | |||
Compound words |
| |||
Analogs | fananahana tsy mila tsiry | |||
Anagrams | fanahanana, fananahana |
Updated on 2023/01/20 |