Entry | fananda (sanda) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Azo anomezana sandany (na vola omena amboniny amin' ny varotra na takalo ifanaovana raha toa ka tsy mitovy vidy ireo zavatra roa ifanakalozana): Tsy fananda ny varotra toy izany [1.1] | |
Anagrams | fananda, fandana |
Updated on 2023/01/20 |