|
|
|
|

Entry1  fanandevozana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fampiasana olona ho toy ny mpanompo tsy manana ny zo maha-olona afaka azy
Explanations in English  4  [1.7] the act of enslaving; cf. fahandevozana
Explanations in French  5  [1.3] action de rĂ©duire en esclavage ou de traiter en esclave, le service des esclaves
6  [1.8] action de réduire en esclavage; cf. fahandevozana
Examples  7  [2.472] Betsaka ny Malagasy no nihevitra fa vitan' izay ny fanandevozana azy.
8  [2.996] sy hanafahany an'izay rehetra niharan'ny fanandevozana nandritra ny andro rehetra niainany noho ny tahotra ny fahafatesana.
Root  9  andevo
Compound words 

Updated on 2025/02/02