Entry | fanantana (tantana) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Hazo fisaka marani-bava ohatra ny lelantsy, izay andonana ny kofehy fahantenona roba hampikitroka tsara ny mason-tenona Ankamantatra: Mivelatra ilay Malemy ka midoboka Raotozofy (ny tenona sy ny fanantana) [1.1] | |
Explanations in English | [Mod. s. from manantana (tantana).] A batten used in weaving. [1.2] | |
Proverbs | Proverbs containing the word fanantana | |
Updated on 2020/07/31 |