Entry | fanantonana (hantona) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fanakiraviravezana, fanakirazorazoana [1.1] | |
Explanations in French | L’action de suspendre, ce qui sert à suspendre [1.3] | |
Examples | ary ho an' ny rehetra, dia nisy Tranobe iombonana natao hoe Tranobe Fanantonana Amponga, satria tao no nahantona ny amponga fively rehefa antsoina hivory ny olona rehetra.
[2.508] | |
Anagrams | fanantanona, fanantonana |
Updated on 2023/01/07 |