|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanao
Root  2  tao
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina manao: Izao no fanao mofo ramanonaka
Fomba arahina mahazatra: Samy manana ny fanaony ny firenena rehetra
Azo atao: Tsy fanao akanjo ny taratasy
Explanations in English  5  [1.2] Usual mode of doing anything, a custom.
Explanations in French  6  [1.3] ce qu'on peut faire, les usages, les coutumes, manière de faire
Compound words 
Titles  12  Fomba amam-panao malagasy : 1887-1962 (Rabetsimandranto Fidelis-Justin)
13  Fomba fanao raha misy maty : Famangiana ~ Levenana (Rasamuel Maurice)
14  Fomba Fanao sy Fitenin' ny Malagasy (Andriamananjara Rajaona)
Proverbs  15  Proverbs containing the word fanao

Entry (2/2)16  fanao
Part of speech  17  noun
Explanations in French  18  [1.196] Piptadenia sp. (Fabaceae). Bois brun, très dur, dont l'intérêt fut souligné par Jean Laborde (voir fano). [Merina]
Vocabulary  19  Botany
Scientific name 

Anagrams  21  afano, afona, anofa, aofan, fanao, fanoa, fanoa-, foana, naofa, ofana

Updated on 2025/02/07