|
|
|
|

Entry1  fanaparitahana
Root  2  paritaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanelezana tsisy kototony, tsy amin' ny toerana iray
Explanations in French  5  [1.3#479] l'action d'éparpiller
6  [1.13] dispersion, distribution
réseau
Examples  7  [2.445#] fanaparitahana sy fampahalalana ny vaovao;
8  [1.369#] Heveriko anefa fa tonga indray ny oran' ny fanaparitahana sy « ny fanelezana.

Anagrams  9  fanaparitahana, pahafantaranay

Updated on 2025/01/21