|
|
|
|

Entry1  fanarabiana
Root  2  haraby
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanesoana; famazivaziana
Explanations in English  5  [1.7] mockery
Explanations in French  6  [1.3#217] l'action de railler, de persifler
7  [1.8] moquerie, raillerie
Examples  8  Avy eo miseho ny tantara rehetra misary fanarabiana; [2.470#]
9  Tsy nilaza izany anefa Ranary, satria fanarabiana no dikany. [2.270#]
10  Fanesona sy fanarabiana no nameno ny feony nanambarana izany, fa mbola ninia ts niraika ihany ao. [2.944#]

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21