|
|
|
|

Entry1  fanararoana
Root  2  hararo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Filalaovana, fanadalana, fanampontsamponana mba hahatratra aoriana ny sasany

Updated on 2024/12/11