Entry | 1 fanaratsiana |
Root | 2 ratsy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in English |
4 [1.7] evil speaking, slander |
Explanations in French |
5 [1.3#516, 1.8] calomnie 6 [1.3#516] L’action de dénigrer, de rendre laid 7 [1.8] dénigrement |
Examples |
8 Tsy mana- kery ho enti-mamely izy, ka dia ny fanaratsiana no ataony betsaka. [1.519#] 9 Ireny fanaratsiana sy fanoherana ireny dia mainka koa nanamafy ny firaisan' ny Mpirotsaka an-tsitrapo izay tena mbola vitsy kely tokoa. [1.369#] |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word fanaratsiana |
Updated on 2024/12/11 |