|
|
|
|

Entry1  fanariana
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  [1.3] le rejet, l'abandon, le lieu, l'instrument
4  [1.13] vidange, évacuation
Examples  5  [2.472] Ny fanariana ny maloto dia toy ny amin' ny miaramila miantafika : hady lava amin' ny ila toby andrefana, nasiana fefy ravina sy nefitreferina.
6  [2.470] Tsy tsipelinteny iray anefa hainy, tsy fitiavana te hahay mamaky nibosesika tao am-pony fa fanariana dia fotsiny amin' ny fiandrasana an-dRavokatra sy ireo namany.
Root  7  ary
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word fanariana

Anagrams  11  anafarany, fanairana, fanaraina, fanariana, farananay, fianarana, fiaranana, ifaranana, niafarana

Updated on 2025/01/21