Entry | fanasa (sasa) | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina manasa, manadio amin' ny rano Azo sasana [1.1] | |
Explanations in French | Ce qui peut se laver, manière de laver [1.3] | |
Entry | fanasa (asa) | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina manasa, miangavy am-panajana mba ho tonga hisakafo na hanatrika lanonana iray Azo asaina [1.1] | |
Explanations in French | Manière d'inviter [1.3] | |
Entry | fanasa (asa) | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina manasa, mandranitra, mandrangitra fitaovam-piasana dombo Azo asaina [1.1] | |
Explanations in French | Ce qui s'aiguise, manière d'aiguiser [1.3] | |
Anagrams | fanasa, fasana |
Updated on 2023/01/05 |