Entry |
fanatevenana
(tevina)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanaovana izay hahalehibe ny hatevenana, fanamafisana, fanamaroana isa: Fanatevenana ny fikambanana [1.1]
|
Explanations in French | L'action de rendre épais, le motif [1.3]
|
Examples |
1 | ao ny fanatevenana ny teny ao am-pelatanan' ny mpianatra sy fanombohana mandalina ny teny malagasy;
[2.117]
|
2 | Niamboho adidy ny mpanao politika manoloana ny ezaka takian' ny fanatevenana ny fandriampahalemam-pirenena sy ny fiarovana ny mponina.
[4.27]
|
|
Other spellings |
|