|
|
|
|

Entry1  fanatonana
Root  2  hatona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanakaikezana [1.1]
Explanations in French  5  L’action de s'approcher, la cause [1.3#225]
Examples  6  Tsy nisy toraka izany koa ny fanatonana ny Filankevi-Pirenena momba ny Asa tamin' ny didim-panjakana lah. [4.27#]
7  Betsaka ny zavatra natao : fangatahana lalana, fanatonana ny polisy, fanomanana ny vata, fitadiavana fiarakodia. [2.472#]

Anagrams  8  antafonana, fanatonana, faon-tanana, foantañana

Updated on 2023/01/07