|
|
|
|

Entry1  fanatrosina
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina manatrosina, mampianjera (olona) ka ny lohany mipòka aloha amin' ny tany
Azo atrosina
Root  4  trosina

Updated on 2024/12/11