Entry | 1 fanazimbana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanaovana tsinontsinona, fanivaivana, fanebahana: Lotika aho nahita ny fanazimbana ny torohevitra nomeko azy Faniratairana, fanevatevana: Fanazimbana zava-masina izao ataonao izao |
Explanations in French |
4 [1.3#873] L’action de déprécier, de mépriser, de ridiculiser, d’insulter, la cause |
Examples |
5 [2.245#] Diso koa izany fiheverana ny Antakay ho mpikomy sy malaza ratsy izany: tsy ekenay mihitsy io fanazimbana tsy an-drariny io. 6 [2.69#] Dia niteny tamin' ny vahoaka niaraka taminy izy ka nanao hoe : "Afa-baraka lahy aho noho ny teny fanazimbana nataon-dRabenimiehaka. |
Root | 7 zimba |
Anagrams | 8 fanazimbana, ifanambazan, nifanambaza |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |