Entry | fandadiana (lady) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fikisahana amin' ny tany: Mahavanana ny fandadian' io bibilava io Fandehanana amin' ny tongotra sy ny tanana: Ny fandadian' ny zaza raha mbola kely Fananihana: Ny fandadian' ny vahy amin' ny hazo [1.1] | |
Anagrams | fandadiana, fidanadana |
Updated on 2023/03/03 |