Entry | fandala (lala) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina mandala [1.1] | |
Entry | fandala (lala) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Tokony hokarakaraina, hotandremana, hotandrovina: Fandala toy ny vola aman-karena ny firaisan-kina [1.1] | |
Entry | fandalà | |
Part of speech | active verb | |
Explanations in Malagasy | [Bara, Taisaka] Fisaonana [1.78] | |
Updated on 2020/07/31 |