|
|
|
|

Entry1  fandamaka
Root  2  lamaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina mandamaka, izany hoe manao marin-tampona, mitovy tantana; fomban' ny olona mandry tsy afaka miarina, fomban' ny olona mifototra amin' ny raharaha [1.1]
Explanations in French  5  la manière de niveler [1.3]

Updated on 2023/01/20