|
|
|
|

Entry (1/2)1  fandatsahana
Root  2  latsaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fametrahana sy fandrafetana (biriky, vato): Mila fahaizana ny fandatsahana biriky hanaovan-trano
Fampirotsahana (orana): Sao dia misy mahay fandatsahana orana aminareo, ry zalahy, fa tsy anerany ity hain-tany!
Fampidirana: Rahampitso no fandatsahana ankizy hianatra
Fanatodizana: Saika matetika amin' ny maraina tahaka izao no fandatsahan' Ikalamavo
Fampihenam-bidy: Mba mangataka fandatsaham-bidy re, fa aza dia mitokozihitra tahaka izao
Compound words 

Entry (2/2)6  fandatsahana
Root  7  latsaka
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  [1.13] fitsitsiran'ny ranontsirilahy rehefa miray ny lahy sy ny vavy
Explanations in French  10  [1.13] éjaculation
Vocabulary  11  Biology
Synonyms  12  tsitra

Updated on 2023/09/14