|
|
|
|

Entry1  fandavorariana
Root  2  lavorary
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanaovana izay hahalavorary, hahatomombana, hahatanteraka
Explanations in French  5  [1.3#394] Le perfectionnement, l’accomplissement
6  [1.13] finition
Examples  7  Isaorana koa ireo mpitantsoratra niara-nihosina tamin'ny fandavorariana ny boky [2.606#]
8  Tsy dia ilana herin-tsandiy loatra ny asa ato, saingy ifotoran' ny fandavorariana ny asa ny fananana fifantohan-tsaina sy fihetsika kinga [2.445#]
Compound words 

Updated on 2023/01/07