Entry | 1 fandehanana |
Root | 2 leha |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Famindrana, fizorana: Ny momba ny fandehanan' ny antokontafika no foto-dresaka tao amin' ny Filan-kevi-panjakana. 5 Dia, fivahinianana: Mahafinaritra ny ankizy kokoa ny fandehanana amin' ny masinina noho ny amin' ny fiarakodia. 6 Fialana, fiaingana: Mifohaza maraina fa amin' ny 6 ora no fandehanan' ny masinina [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 9 fandehanana, fanendahana |
Updated on 2023/01/20 |