Entry | 1 fandemana |
Root | 2 lena |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanasiana rano (zavatra), fanamandoana [1.1] |
Explanations in French |
5 L'action de tremper, de mouiller, le liquide, l'instrument [1.3#400] |
Examples |
6 fa izy no rano lava fototry ny fandemana mahasoa ny vahoaka. [1.436#] |
Anagrams | 7 fandamena, fandemana, mañandefa |
Updated on 2023/01/07 |