Entry | 1 fandikana |
Root | 2 dika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fihoarana avy ambony, fiseranana na fivikinana eo anoloana na eo ambony: Tsy fanao na oviana na oviana ny fandikana olon-dehibe matory amin' ny tany Tsy fanarahan-dalàna: Mahavoasazy ny fandikana ny didy aman-dalàna Fakan-tahaka: Tsy nanao afa-tsy fandikana ny entimodin' ny namanao ianao Famadihana amin' ny fitenim-pirenen-kafa: Sarotra ny fandikana ny hain-teny malagasy amin' ny teny frantsay |
Explanations in English |
5 [1.7] transgression; translation, copying |
Explanations in French |
6 [1.8] transgression; traduction; copie |
Anagrams | 7 fandikana, fandinaka, fankadina, nandafika, nifandaka |
Updated on 2025/01/21 |