Entry | 1 fandotsoana |
Root | 2 lotso |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fisian' ny nono betsaka tonga amin' ny nonon' ny vehivavy vao tera-bao Izay rehetra omena ny vehivavy vao tera-bao mba hampandeha be ny nonony |
Explanations in English |
5 [1.2] [Rel. s. from mandotso (lotso).] Excitement, a stimulus, usually applied to food given to a woman to produce milk; encouragement to a buyer of goods by praising the article, puff, praise. |
Updated on 2024/12/11 |