|
|
|
|

Entry1  fandraikiraikena
Root  2  raikiraiky
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanadalana
Ody fandravoravoana, ody fitia
Explanations in French  5  [1.3#501] L’action de faire tituber
charme
Examples  6  Dia rendrika aho, asa izany angaha no azon' ny fandraikiraikena! [2.643#]

Updated on 2024/12/11