|
|
|
|

Entry1  fandraribola
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Kilalao ahitana ankizy mizara roa mifanao an-kilany sy an-daniny ka mifandrirotra tady lava iray; izay an-daniny tsy mahatohitra fa manaraka ny an-kilany no resy
Explanations in English  4  [1.2] a corruption of the word fandroribola
Vocabulary  5  Game
Root  6  roritra, vola
Other spellings  7  fandrirobola, fandroribola
Synonyms  8  fandroribahy

Updated on 2025/02/02