|
|
|
|

Entry1  fandraviravy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina mandraviravy, manantona, manakirazorazo; fomba entina mampiseho na mampideradera vola hitaomana olona hanao zavatra iray
Root  4  raviravy

Updated on 2024/12/11