Entry (1/3) | 1 fandravona |
Root | 2 ravona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mandravona, mampitovy tantana 5 Azo aravona [1.1] |
Explanations in French |
6 Ce qu on peut égaliser, aplanir, manière d égaliser [1.3#518] |
Entry (2/3) | 7 fandravoña |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 loko, fandokoana [Bara]
[1.78] |
Entry (3/3) | 10 fandravona |
Root | 11 ravona |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 Vahona sy ravinkazo voatoto ampifangaroina amin'ny rano mba handroana ho fiarovana amin'ny tety [Sakalava]
[1.1] |
Anagrams | 14 fandravona, fandravoña, fandrovana, fandravona, fandravoña, fandrovana |
Updated on 2023/01/07 |