Entry | 1 fandrebirebena |
Root | 2 rebireby |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fitarihana hivilivily lalana, fanadalana: Misy mitaona anao hiasa fa hahazo vola be, hono, ianao: fandrebirebena anao tsy hianatra tsara izany 5 Fanolikolena, famitahana amin' ny hevitra manodoka: Mampanantena paradiso eto an-tany ireo olona ireo; aza mina izany fa fandrebirebena fotsiny izany [1.1] |
Explanations in English |
6 the act of causing embarrassment, the act of troubling someone [1.7] |
Explanations in French |
7 action d'embarrasser, de troubler [1.8] |
Updated on 2023/01/20 |