|
|
|
|

Entry1  fandrefesana
Root  2  refy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fijerena firy refy ny haavon' ny zavatra iray; famantarana ny halavan' ny zavatra iray; fitaovana entina mandrefy
Explanations in French  5  [1.13] mesure, mesurage
Examples  6  Tsy nisy loatra ny adi-varotra, fa metatra hazo no fandrefesana. [2.356#]
7  eo amin' ny iray metatra eo ho eo amin' ny fandrefesana ankehitriny. [2.436#]
8  Nandefa vadintany nankany Isandra Andrianampoinimerina nitondra ny vata famarana sy ny mizana ary ny fandrefesana mba hampiasaina any. [2.508#]
Compound words 
Article  17  Randzavola: fandrefesana ao amin' ny Baiboly (=> fandanjana)

Updated on 2024/12/11