|
|
|
|

Entry1  fandriam-pahalemana
Root  2  andry, lemy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fiadanana, tsy fisian-tabataba na horohoro
Explanations in English  5  [1.7] public order, tranquility; peace between nations
Explanations in French  6  [1.8] ordre public, tranquilité; paix entre nations
7  [1.13][fandriampahalemana] paix
Examples  8  [2.270] Tia fandriampahalemana izahay, Tompoko.
9  [2.528] Tsy hisy fandriampahalemana ho an' ny vady aman-janaka.
10  [4.27] Izy no fototra iorenan' ny fandriampahalemana ara-tsosialy.
11  [4.11] Isan-kerinandro dia misy foana ny fivoriana iraisan’ireo tomponandraikitra ambony mikasika ny fandriam-pahalemana sy ny filaminana eo anivon’ny tafika, zandary ary miaramila.

Updated on 2024/12/07