Entry | 1 fandriam-pahalemana |
Root | 2 andry, lemy |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fiadanana, tsy fisian-tabataba na horohoro |
Explanations in English |
5 [1.7] public order, tranquility; peace between nations |
Explanations in French |
6 [1.8] ordre public, tranquilité; paix entre nations 7 [1.13][fandriampahalemana] paix |
Examples |
8 Tia fandriampahalemana izahay, Tompoko. [2.270] 9 Tsy hisy fandriampahalemana ho an' ny vady aman-janaka. [2.528] 10 Izy no fototra iorenan' ny fandriampahalemana ara-tsosialy. [4.27] 11 Isan-kerinandro dia misy foana ny fivoriana iraisan’ireo tomponandraikitra ambony mikasika ny fandriam-pahalemana sy ny filaminana eo anivon’ny tafika, zandary ary miaramila. [4.11] |
Updated on 2020/07/31 |