|
|
|
|

Entry (1/2)1  fandringana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fandehanana na fipetrahana mitongilana, tsy marina mahitsy tsara
Root  4  ringa

Entry (2/2)5  fandringana
Part of speech  6  noun or adjective
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Fomba entina mandringana, mandripaka, mamono hatramin' ny farany, manimba tanteraka
Azo aringana
Root  8  ringana

Updated on 2024/12/11