Entry | 1 fandrodana |
Root | 2 rodana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manjera amin' ny tany, mandrava 5 Azo arodana [1.1] |
Explanations in French |
6 Ce qu’on peut renverser, manière de renverser [1.3#542] |
Examples |
7 Mandra-pahoviana no hiantorahanareo amin' olona, mba hiarahanareo mandrodana azy, toy ny fandrodana tamboho mitongilana, tahaka ny manda efa mihotsaka? [2.996#] |
Updated on 2023/01/07 |