|
|
|
|

Entry1  fandrokidrokiana
Root  2  rokiroky
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanambatambazana mba hahazoana tombontsoa; famalifaliana mba hanambakana; fanolikolena, fanojikojena, fanangolena: Tsy naharitra ny fandrokidrokian' ny sakaizany izy ka niala tamin' ny raharahany

Updated on 2020/07/31