|
|
|
|

Entry (1/2)1  fandroronana
Root  2  rorona
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Relationships: family
Explanations in Malagasy  5  Fietrena laharana, fitambotsorana: Ny fanambadiana olona noheverina ho ambany razana noho ny tena no natao taloha hoe fandroronana
6  Fihenana: Efa tsapany ny fandroronan' ny heriny noho ny taonany
7  Fironana miankandrefana, fihilanana: Tamin' ny fandroronan' ny masoandro no niverenanay nody [1.1]
Explanations in French  8  action de se marier avec des personnes d'une caste inférieure [1.3#549]
Proverbs  9  Proverbs containing the word fandroronana

Entry (2/2)10  fandroronana
Part of speech  11  noun
Vocabulary  12  Botany: medicinal plants
Explanations in French  13  (de rorona : action de se mésallier, de s'abaisser en épousant quelqu'un d'une caste inférieure ; c'est aussi le nom qu'on donne aux os de seiche employés en thérapeutique populaire). Nom d'une Fabaceae non identifiée. On l'emploie, associée aux os de seiche écrasés, à la préparation d'un onguent contre les brûlures. [Taisaka] [1.196]

Updated on 2024/10/14