|
|
|
|

Entry1  fanebahana
Root  2  tebaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanakianana, fanesoana; filazana ankitairano fa tsy nety ny natao; fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana; fanazimbana, famotsifotsiana [1.1]
Explanations in French  5  L'action de mépriser, la cause [1.3#690]
Examples  6  io teny io dia mifono fanambaniana, fanaratsiana, fanevatevana, fanebahana. [1.519#]
7  Niezaka nikaroka ny loharanon' izany fanebahana izany ny mpandinika samihafa ary toa miray feo izy fa tetiky ny mpanjanatany no nahatonga izany. [2.285#]

Anagrams  8  fanahebana, fanebahana

Updated on 2023/01/08