Entry | 1 fanefana |
Root | 2 efa |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanonerana: Amin' ny herinandro ambony ny fanefako ny trosanao 5 Fanoloana: Takiko ny fanefanao ny bokiko very fa sarobidy tamiko loatra izy iny [1.1] |
Explanations in English |
6 the act of accomplishing something ; the act of paying a debt [1.7] |
Explanations in French |
7 L'action de finir, de payer, etc. le moyen [1.3] 8 action d'accomplir, de terminer ; action de payer une dette [1.8] |
Updated on 2023/01/20 |