Entry | 1 fanehoana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Famborahana mba ho hita, fampisehoana ety ivelany: Ny fiondrehana raha mandalo ny Filoha no fanehoana ny fanajana azy |
Explanations in French |
4 [1.3#595] L’action de montrer, d’exhiber, l'instrument, le lieu 5 [1.13] représentation, présentation, expression |
Examples |
6 [2.442#] fanehoana an-tsary ireo abidy sy fanolorana ireo mpandray anjara fototra ao amin' ireo lahatsoratra no mamaky lay ny boky. 7 [2.4#] Hira an' ezaka mafy araka izay tratran' ny aina, fanehoana herin-tenda, voa-peo fara-hery, izany no niriatra sy nigaona nanodidina ahy. |
Root | 8 seho |
Compound words |
|
Anagrams | 15 fahenoana, fanehoana, hafenoana, hanefanao, nahefanao |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |