Entry | 1 fanekena |
Root | 2 eky |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsy fandavana: Ho hitonao fa hitondra soa ho anao ny fanekenao ny teniko Fankatoavana: Ny angatahina amin' ny kristianina dia ny fanekeny ny didy aman-dalàn' ny Eglizy Fanoavana: Zava-dehibe ny faneken' ny ambanifanitra ny tanin' ny Andriamanjaka 5 [1.13] fametrahan-tsonia amin'ny taratasim-barotra iray mba ho tompon'antoka amin'ny trosa nataon'olon-kafa |
Explanations in English |
6 [1.2] a treaty, an agreement, a covenant. 7 [1.7] an agreement, a contract, a treaty |
Explanations in French |
8 [1.8] accord, contrat, traité 9 [1.13] acceptation |
Examples |
10 Natao tao Sarimasy ny fanekena. [2.508#] 11 Izay fanekena tianao dia ekenay hoy ny olona. [1.436#] |
Other spellings | 12 fanaikena |
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word fanekena |
Article |
16 Randzavola: fanekena ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/12/12 |