|
|
|
|

Entry1  fanemorana
Root  2  hemotra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanakisahana (fotoana) ho lavidavitra kokoa
Explanations in French  5  [1.3#234] l'action de renvoyer, de retenir
Examples  6  Tsy ho tantin' ny olona intsony ny mbola hisian' ny fanemorana hafa indray. [4.27#]

Anagrams  7 

Updated on 2025/01/21