Entry | 1 faneno |
Root | 2 neno |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Feon' ny zavatra maneno: Mahafinaritra ny fanenon' itỳ armonia itỳ |
Explanations in French |
5 [1.3#451] manière de retentir |
Examples |
6 Notsindriko ny faneno teo am-baravarana. [2.4#] 7 Hafahafa faneno sy somary tokam-peo izay kosa, ny "matin' iraka. [2.470#] 8 Ataoko "deka" ianao - hoy ny Governora - Fantatrao va izao teny frantsay tsara faneno, voagasy izao? [2.270#] |
Vocabulary |
9 Music: (in general) |
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |