Entry | 1 faneriterena |
Root | 2 eritra |
Part of speech | 3 noun |
Examples |
4 faneriterena izany, hoy ny vao asandratry ny nofo. [2.245#] 5 Ampian' izany ny faneriterena tafahoatra eo amin' ny fahafahana manao fivoriana. [4.27#] 6 Tsy misy faneriterena mialoha azo ampiharina amin' ny fampahalalam-baovao amin' ny endriny rehetra ankoatr' ireo izay mamoafady na mety hanohintohina ny filaminam-bahoaka. [1.320#] |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |